Vola (Ralita)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
By Rom-ka Obama Fortunez✍️
From Elli Fara | Facebook


Nohon'ny fangatahany besinimaro dia....
Averiko eto ity hirako anakiray ity
Nosoratako ho an'ilay Malalako Tiko indrindra
An'enao zey Ssery(cherie)


Vola, vola no anaranao oh!
Mangamanga zey re ny lokonao oh!
Manimanitra bé ny fofonao oh!
Mba mandalova kely eh raha azo atao oh!
Ooooooh

Eh!

Vao mifó marain'aho de mil'anao oh!
Tsemboka ysebmw mihitsy aho mitady anao oh!
Ny alina tontolo aho manofy anao oh!
Ó ry malala ô, aiz'enao ooooh!


Mararirary lava aho vo tsisy anao tononkira.serasera.org oh!
Tsy mahita tory aho raha ts'eo ianao oh!
Tena man'irery tsy misy anao oh!
Ka mba modia amizey re raha azo atao oh!
Oooohh

Eh
Ngom'anao zah Sseryiiiy

Alefas'on'danse rakizy aaaaaaahh! 💃🕺


Nona lav'aho raha tsisy anao oh!
Raha vo matory atandro aho manofy anao oh!
Vola, vola nentsoiko rlvbuwih anao oh!
Ó ry malala ô, aiz'enao rfufor ooooh!


Vola, vola no anaranao oh!
Mangamanga zey re ny lokonao oh!
Manimanitra bé ny fofonao oh!
Mba mandalova kely eh raha azo atao oh!
Ooooooh

Mba mandalova kely eh raha azo atao oh!
Ooooooh

Farany sisa

Mba mandalova kely eh raha azo atao oh!
Ooooooh


Misaotra Tompolah!
Mankasitraka Tompokovavy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ralita
Hits : 338
Likes : 0 Like
Created by : Romka
Date : 03/03/2026 20:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.036