Mirana (Rak Roots)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitazatazana vao maraina,
Teo an-davarangana ah.
Kopakopaka mpandalo,
Nitsikitsiky mirahira.
Vao nandalo izy dia,
Taitra a!
Ka tsy hitako tsony zay natao.
Avy hatrany dia nantsoiko,
Zah efa saiky hisoty.
Iny fa tafidina,
Vao nanantona ah dia n'rifatra izy
Nangariany ah.
Fa mbola miandry namana hono izy,
Dia zay no maha kizitin'azy.
Fa nijanonako teo o,
''Zah koa hiara hiandry aminao''
Nga tsy loza rakizy e,
Ilay namany io kay TANIA!

[Ref:1]
MIRANA, MIRANA
Faly sahirana e.
Noheveriko mba karpa na fibata kay pirana!
(OH) MIRANA, MIRANA,
Faly sahirana e.
Noheveriko mba karpa na fibata kay pirana!

Tonga de, teo ihany (uh)
Tonga de nitsoka ah, miala any.
Soa fa tafavoka. (ah)
Saika hanidikizo, fa za ko mailo
Tsy manao tsony ahy,(Ah)
F'Anga tsy loza eh
Fa mbola n'sarihana ahy
Efa nosopirana ah.
(Fa) Mbola nokitihany ah.

[Ref:2]
MIRANA, MIRANA
Faly sahirana e.
Noheveriko mba karpa na fibata kay pirana!
(OH)MIRANA, MIRANA
Faly sahirana e.
Noheveriko mba karpa na fibata kay pirana!

Tsy avy tany misy anazy
(ao) Ambany rihana.
Fa hatraminy farany izy tsy nanaiky. (heh)
Nanahirana ahy.
Tonga de, nidirany tao an-trano aho oh!
Dia ny jiro nopihany ah,
Aza alaifa lavitra
Fa zah anie tsy tia anao!

[Ref:3]
(OH) MIRANA, MIRANA
Faly sahirana e.
Noheveriko mba karpa na fibata kay pirana!
(OH) MIRANA, MIRANA
Faly sahirana e.
Noheveriko mba karpa na fibata kay pirana!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rak Roots
Vangy : 981
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sombiniaina RAKOTONJANAHARY
Daty : 23/07/2022 10:44
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.071