Mandefitra (Rak Roots)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho voatanisa ireo zava-bitanao
Ireo sangy izay natao
Toy ny zaza milalao
Izaho aty lavitra anao tsapako fa mila anao
Na tsy anilako aza de hiezaka aho mba hino anao
Matoa tsika roa niady de nisy dikany io e
Rah tsis dikany io d'efa samy niala nandeha
ka aleo mifandefitra ian
ou ou ou ou ou ou yeuh yeuh

Za zao hiezaka ny handeftra ,
mandfitra aloha!
mandftra aloha!
mandefitra aloha
Raha diso ianao koa mila miezaka
Mandefitra koa!
mandeftra koa!
mandefitra koa !
FA TSY IZANY VE ALOHA?

Efa nafoiko ho anao daholo jiaby jiaby e!!
Resaka zazavavy e! Aza atao mankarary e
Fa tena tiako ianao iny e!! Ou ou ou! Ou ou ou
Tiako ianao iny e!!! Oooo

Raha sanatria any aoriana any isika roa hifandao
De tiko mba tsapanao
Fa tsy hadinoiko am izao
Ireny fotoana mamy e
Fotoana mamy e
Fotoana mamy e

Faa....
Za zao hiezaka ny handeftra ,
mandfitra aloha!
mandftra aloha!
mandefitra aloha
Raha diso ianao koa mila miezaka
Mandefitra koa!
mandeftra koa!
mandefitra koa !
FA TSY IZANY VE ALOHA?
FA TSY IZANY VE ALOHA?

Za zao hiezaka ny andefitra! Huumm...
Raha diso ianao koa mila miezaka! Hey yeuh...
FA TSY IZANY VE ALOHA?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rak Roots
Vangy : 4809
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : boyanjahnah
Daty : 01/06/2018 08:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0766