HASAMBARAN 'OLON-DROA (RAFIDISON REMON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hasambaran’olon-droa ny andro anio
alofam-boaly tononkira.serasera.org fotsy sy madio
andro hafakely koa
volana tantely ka avelao hifanakaiky
fa efa samy vita
ireto fo izay mifanaiky
hifampitantana mswvu doria
vatosoa sy volamena
vonin-draozy sy svwly ny vazy
izaho dia vita fanekena
izaho dia vita mariazy
hasambaran’olondroa ny andro anio
....
fa efa samy vita
.....
hifampitantana bwqw doria
alofam-boaly tononkira.serasera.org fotsy sy madio
andro hafakely koa
volana tantely ka avelao hifanakaiky
fa efa samy vita
ireto fo izay mifanaiky
hifampitantana mswvu doria
vatosoa sy volamena
vonin-draozy sy svwly ny vazy
izaho dia vita fanekena
izaho dia vita mariazy
hasambaran’olondroa ny andro anio
....
fa efa samy vita
.....
hifampitantana bwqw doria
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RAFIDISON REMONVangy : 7491
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lemenakely
Daty : 21/06/2006 11:32
