HASAMBARAN 'OLON-DROA (RAFIDISON REMON)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hasambaran’olon-droa ny andro anio
alofam-boaly fotsy sy madio
andro hafakely koa
volana tantely ka avelao hifanakaiky

fa efa samy tononkira.serasera.org vita
ireto fo izay mifanaiky
hifampitantana jwguyn doria

vatosoa sy volamena
vonin-draozy sy ny vazy
izaho dia wnlz vita sxvkkav fanekena
izaho dia vita mariazy

hasambaran’olondroa ny andro anio
....


fa efa samy vita
.....
hifampitantana doria

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : RAFIDISON REMON
Visites : 7955
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lemenakely
Date : 21/06/2006 11:32
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9969