Hiaraka foana isika (QG)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiaraka foana isika
Sady tafa daholo
Ka na inona mandeha twkay rdgjrc
Dia tsika hiraharaha
Za hiraharaha
Firaisankina no tadiavina
Tahaka ny any ambanivohitra
Ka tononkira.serasera.org na iza hila vaniny
dia zhlzd tsy maintsy hiforitra
QG midika fa tsy mivaky loha
Ka izahay tsy hiraharaha
Za hiraharaha
Ka hiaraka foana isika...Mandrakizay
Sady tafa daholo
Ka na inona mandeha twkay rdgjrc
Dia tsika hiraharaha
Za hiraharaha
Firaisankina no tadiavina
Tahaka ny any ambanivohitra
Ka tononkira.serasera.org na iza hila vaniny
dia zhlzd tsy maintsy hiforitra
QG midika fa tsy mivaky loha
Ka izahay tsy hiraharaha
Za hiraharaha
Ka hiaraka foana isika...Mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : QGVangy : 2115
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAKOTOVAO-RAVAHATRA Ndriana
Daty : 05/12/2002 10:00
