You are here: home > Tononkira > Poon

Ireo nomenao (Poon)

https://tononkira.serasera.org/hira/poon/ireo-nomenao

Nadikan'i FRAPOLI TsiTsï Ryan

Nomenao ny ainao,
Mba ho velona hiaraka aminao.
Nomenao ny sainao,
Mba handinika! 'zay rehetra mety atao.
Nomenao fanahy aho,
Ahaizako milaza izay ambaranao.
Nomenao ny tany aho,
Mba ho fitoriana ny fampianaranao.

    Nomenao finoana aho, ahaizako manaiky!
    Ny fahasoavanao Jesoa!
    Nomenao ahy, ny fanantenana!
    Tsy ahakivTsiky dia ampyy ahy ety.
Nomenao ry Tompo, ny fitiavanao sy ny fo mitempo.
Ahaizako manampy, 'reo namako mahantra; marary sy maratra.

(Instrumental...)

/> Miakatra >>>
Nomenao finoana aho, ahaizako manaiky!
    Ny fahasoavanao Jesoa!
    Nomenao ahy, ny fanantenana!
    Tsy ahakivy ahy ety.
Nomenao ry Tompo, 'lay fitiavanao sy ny fo mitempo.
Ahaizako manampy, 'reo namako mahantra; marary sy maratra.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Poon
Mpamaky : 75
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Tsitsiiloparf
Tamin'ny : 14/03/2020 18:32:00
ID : 12618

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo