Tsikitsiky lava (Pazzapa 3)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa n’inon’inona mitranga amin’ny fiainanao,
Dia arahina tsikitsiky lasa.
Indraindray ambony, indraindray ambany,
Tsisy olana izany fa arahinao tsikitsiky lava.

More after worry, you have to say ... tsikitsiky
To say (ooo) ... tsikitsiky
To say (ooo) ... tsikitsiky lava.

Ny zavatra rehetra izay iaraha-manao
Dia arahina tsikitsiky lava.
Velon-kira ny masoandro mahita anao,
Mahita anao tsikitsiky lava.

More after worry, you have to say... tsikitsiky
To say (ooo) ... tsikitsiky
To say (ooo) ... tsikitsiky lava.

Ou o ou o tsikitsiky lava
Ou o ou o tsikitsiky lava

Mba miezaka aho ny hitovy aminao,
F’indray andro any, ny fiainako ho tsikitsiky lava.
Mba miezaka aho ny hitovy aminao,
Izaho mino an’izany, fa ny hoaviko ho tsikitsiky lava.

More after worry, you have to say
To say (ooo) ... tsikitsiky
To say (ooo) ... tsikitsiky lava.

Fa n’inon’inona hitranga amin’ny fiainanao,
Dia arahinao tsikitsiky lasa.
Indraindray ambony, indraindray ambany,
Tsy olana izany fa arahinao tsikitsiky lava.

Lalalalalalalala lalalalaaaaa
Ou o ou o tsikitsiky lava

(Isaorana an’i Pissoa @ namana.serasera.org)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Pazzapa 3
Vangy : 8177
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 09/05/2006 07:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2578