Mahery aho (Oriah Rasolomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty aho dia manaiky anao ka tononkira.serasera.org hanjakao
Resy lahatra (1)
Mitoera ka aza mba mandao ahy
Tsy ho( eo anilanao) (2)
'Zay kely hery dia homenao hery be tokoa
Mahery aho (5)
Tompo ô! Ianao no antony havelomako
Belona ato vzcmu am-po (3)
Indro aho tonga zanakao ka ataovy izay
Izay sitrakao (4)
Raha faly aho dia hihira fiderana ho anao
Tsy hosasatra (6)
Ref :
Hatramin'izay kyujbglf nihuhqzc aho miala anao
Amin'izay rehetra atao
ouh!ou!ouh!
Boantoka ny fianako
Noho ireo teninao
Raha ory aho dia, ... ka tojo anao
Foana hatreo 'reo ahiahy.
1-2-3-4-5
Resy lahatra (1)
Mitoera ka aza mba mandao ahy
Tsy ho( eo anilanao) (2)
'Zay kely hery dia homenao hery be tokoa
Mahery aho (5)
Tompo ô! Ianao no antony havelomako
Belona ato vzcmu am-po (3)
Indro aho tonga zanakao ka ataovy izay
Izay sitrakao (4)
Raha faly aho dia hihira fiderana ho anao
Tsy hosasatra (6)
Ref :
Hatramin'izay kyujbglf nihuhqzc aho miala anao
Amin'izay rehetra atao
ouh!ou!ouh!
Boantoka ny fianako
Noho ireo teninao
Raha ory aho dia, ... ka tojo anao
Foana hatreo 'reo ahiahy.
1-2-3-4-5
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Oriah RasolomananaHits : 878
Likes : 0 Like
Created by : dadatoa.rabary
Date : 03/03/2021 23:08
