Misy levona (Omyka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Androany, androany tolakandro
Ka halino androany rendez oamrhvy vous
Zah efa paré zaho efa ndraso
Nagnano zay rehetra mety
Andraisako anao cheri-ko
Tsy digniko, tsy digniko ny hiavianao
Tsy doboke manenty lera izaho teteke e
Fa hisy revy,  hisy levona hsy tositosy ndroany
Fa ela izay tsy nihaona

Tositosy, tositosy jusqu’à la douche
Tositosy après à la chambre à coucher
Tositosy tositosy tositosy atsika androany
Masoandro moly e hampalahelo o
Oh cheri-ko

Fa tsy digniko ny hiavianao
Tsy doboka e, maneti leha iza teteka
Fa hisy revy, hisy levona, hisy tositosy androany
Dra ela izay tsy nihaona

Tositosy tononkira.serasera.org jusqu’à la douche
Tositosy après à la chambre à coucher
Tositosy tositosy tositosy atsika androany
Masoandro moly e hampalahelo o

Ndra rêve merveilleux
Tsitsika mola tititangola
Izaho mandigny miavia mon amour
Tsitsika mola, tititangôla

Oh chéri-ko tiako
Tiako be, ah tiako be tsy vandiko
Efa ela zah, efa ela zah tsy tafandry
Mieritreritra anao vabz sasa miandry
Ah cheri-ko

Tositosy jusqu’à la douche
Tositosy après à la chambre couche
Tositosy tositosy tsika androany
Masoandro moly e dqinc hampalahelo o

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Omyka
Hits : 1589
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 07/04/2015 09:14
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1685