You are here: home > Tononkira > Ny Toky

Tsy androany ihany (ft Meizah) (Ny Toky)

https://tononkira.serasera.org/hira/ny-toky/tsy-androany-ihany-ft-meizah

FIV :
Sambatra aho anilanao
Fihino mafy ihany raha sitrakao
Fa androntsika roa androany
Ho ventesiko hatrany hatrany
Tiako ianao tsy androany ihany
Mandrakizay aho efa anao

NY TOKY :
Mitsingerina androany
Ilay fotoanan-tsika roa
Nitambarana ho iray
Ilay fitia tao am-po

Tsy niovtononkira.serasera.orga ilay fitia
Tsiaro ireo taloha
Ilay fitsikinao iny
Nambabo ahy tokoa

Bridge :
Fa tsy androany ihany
No tiako ho tsapanao
Fa tiako ianao

MEIZAH :
Na sorena ianao na faly
Tsy miala anilako
Na mangidy na mamy
Feno anao ny fiainako

Ilay voady ho doria
No tanjontsika roa
Ireo porofom-pitia
Nambabo ahy tokoa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny Toky
Mpamaky : 5635
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : tahiana.dafy2015
Tamin'ny : 28/02/2016 13:58:17
ID : 8101

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo