Tsy androany ihany (ft Meizah) (Ny Toky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIV :
Sambatra aho anilanao
Fihino mntsrjvi mafy ihany raha sitrakao
Fa androntsika roa androany
Ho jwdp ventesiko hatrany hatrany
Tiako ianao tsy androany ihany
Mandrakizay aho efa anao
NY TOKY :
Mitsingerina androany
Ilay fotoanan-tsika roa
Nitambarana ho iray
Ilay fitia tononkira.serasera.org tao am-po
Tsy niova ilay fitia
Tsiaro ireo taloha
Ilay fitsikinao iny
Nambabo ahy mzbenlsp tokoa
Bridge :
Fa tsy androany ihany
No tiako ho tsapanao
Fa tiako ianao
MEIZAH :
Na sorena ianao na faly
Tsy miala anilako
Na mangidy na mamy
Feno anao ny fiainako
Ilay voady ho doria
No tanjontsika roa
Ireo porofom-pitia
Nambabo ahy tokoa
Sambatra aho anilanao
Fihino mntsrjvi mafy ihany raha sitrakao
Fa androntsika roa androany
Ho jwdp ventesiko hatrany hatrany
Tiako ianao tsy androany ihany
Mandrakizay aho efa anao
NY TOKY :
Mitsingerina androany
Ilay fotoanan-tsika roa
Nitambarana ho iray
Ilay fitia tononkira.serasera.org tao am-po
Tsy niova ilay fitia
Tsiaro ireo taloha
Ilay fitsikinao iny
Nambabo ahy mzbenlsp tokoa
Bridge :
Fa tsy androany ihany
No tiako ho tsapanao
Fa tiako ianao
MEIZAH :
Na sorena ianao na faly
Tsy miala anilako
Na mangidy na mamy
Feno anao ny fiainako
Ilay voady ho doria
No tanjontsika roa
Ireo porofom-pitia
Nambabo ahy tokoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny TokyHits : 7475
Likes : 1 Like
Created by : tahiana.dafy2015
Date : 28/02/2016 13:58
