Jeune lumière (Ny Jeune Lumière)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mankasitraka anao zahay Ray
Noho rmcthavt ilay talenta nomenao anay
Na samy uotvor hafa ny fihaviana
Mozika no nampiray
Hitory ny hafatrao
Hanazava izao rehetra izao
Ref: Hamiratra toy ny kintana
Ka tena hiavaka ao anaty haizina
Hampody indray ireo diso lalana
Ho tanora hanazava izao rehetra izao
2- Fantatrao Ray tanora tononkira.serasera.org izahay
Hosedrain'ireo fankam-panahy
Koa matoky ny herinao
Hampandresy anay
N'inona hiseho eo amin'ny fiainanay
Ref: Hamiratra toy ny kintana
Ka tena hiavaka ao anaty haizina
Hampody indray ireo diso lalana
Ho tanora hanazava izao rehetra izao
Bridge :
Ho tanora hanazava, hitety izao rehetra izao
Vonona hanoa, vonona hanoa
Ho tanora hanazava izao rehetra izao
Hitondrana vmsxbwdj namana hiakatra a!
Hiaratsambantr'any andanitra.
Noho rmcthavt ilay talenta nomenao anay
Na samy uotvor hafa ny fihaviana
Mozika no nampiray
Hitory ny hafatrao
Hanazava izao rehetra izao
Ref: Hamiratra toy ny kintana
Ka tena hiavaka ao anaty haizina
Hampody indray ireo diso lalana
Ho tanora hanazava izao rehetra izao
2- Fantatrao Ray tanora tononkira.serasera.org izahay
Hosedrain'ireo fankam-panahy
Koa matoky ny herinao
Hampandresy anay
N'inona hiseho eo amin'ny fiainanay
Ref: Hamiratra toy ny kintana
Ka tena hiavaka ao anaty haizina
Hampody indray ireo diso lalana
Ho tanora hanazava izao rehetra izao
Bridge :
Ho tanora hanazava, hitety izao rehetra izao
Vonona hanoa, vonona hanoa
Ho tanora hanazava izao rehetra izao
Hitondrana vmsxbwdj namana hiakatra a!
Hiaratsambantr'any andanitra.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Jeune LumièreVangy : 309
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AndryLemeilleur
Daty : 07/11/2024 19:09
