You are here: home > Tononkira > Ny Avo

MBOLA AO JESOA (Ny Avo)

lasa ny saiko, mieritreritra, ny fiainako
mitebiteby aho, miahiahy foana sy matahotra
tsy mba misy mpiaro anao, aiza no alehako
inona ary no ataoko, fa tena very hevitra aho

mbola ao jeso, hanafaka anao
mbola ao jeso, hitantana anao
fa mbola ao jeso hanafosafo anao
fa izy tena tianao, tsy mba manary anao
fa dia mamonjy anao @ java-tsarotra

ref:marina izany,jeso tiahy sy anao
       na inona hitranga @ ny fiainanao
       natononkira.serasera.org sarotra ny lal├ána, ataovy an-dohanao
       jeso dia maty hamonjy ahy sy anao

reraka ny aiko raha nandinika ny hoaviko
misalasala mitaintaina foana isan'andro izao
tsy mba manantena anie aho, aiza no alehako?
kely loatra ny finoko, ka very hevitra aho

mbola ao jeso, hanafaka anao
mbola ao jeso, hitantana anao
fa mbola ao jeso hanafosafo anao
raha mino anie ianao, ka matoky ny fonao
aza matahotra fa hovonjeny ianao

fa mbola ao jeso *2
hamonjy anao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Ny Avo
Mpamaky : 373
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rixman
Tamin'ny : 18/06/2019 19:01:58
ID : 11828

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo