Lalaina (Ny Arosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mionona ka mba hatreo ny ho avinao
F'izy anie nilaza fa tononkira.serasera.org tsy tia
Mionona fa raha iray no nandao
Mbola be ny tia ka matokia
Mionona ka mba jereo ny ho avinao
F'izy anie nilaza fa tsy tia
Mionona fa raha iray no nandao
Mbola be ny tia ka matokia
Ny azy ho vita tsy ho azon-tsampona
Ny anao ve dia tomany no hameno ny alina ?
Ndehana ry Lalaina hatreo ny ho avinao
Aza misaina intsony izay mety ho neninao
Ndehana k'aza mierikerika intsony
Ny lasa no hinoy fa tsy hiverina fqwxvt intsony
Mionona ka mba hampangino ny ao am-po
Ampy izay ny sentosentonao
Mizora fa ireo alahelonao
Mbola hisava eny an-dalana
Ny azy ho vita tsy ho azon-tsampona
Ny anao ve dia tomany no hameno ny alina ?
Ndehana ry Lalaina hatreo ny ho avinao
Aza misaina eaoceuo intsony izay mety ho neninao
Ndehana k'aza mierikerika intsony
Ny lasa no hinoy fa tsy hiverina hitoy

By jwdylrj Myster

--------
Lien: