Tsy resy 'zany ianao! (NY ANTSO FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:Tsy resy izany ianao e,
Tsy resy izany ianao hoa
Tsy resy izany ianao raha mbola mitoky@Jesosy foana e
Tsy resy izany ianao e
Tsy resy izany ianao a!
Tsy resz izany ianao fa laingan'ny devoly izany duljlem a.
1-Ny ady atrehako toa milaza hoe:resy hono aho e
Ny olana toa miteny hoe:aiza izay Andriamanitrao
Fa lazaiko azy ho fantany androany fa velona ny mpanavotra ahy,tsy ahoako e,tsy rarahako izany
F'izaho xgwj tsy maintsy mandresy hatrany a.
Izaho aloha dia tena matoky an'io Jesosy pbct io e!
Assuree tanteraka ny amiko,raha mbola izy no Andriamanitro
Aleo ny onja mbola hanonja,aleo ny tafiotra mbola hanafiotra e,
F'izaho indray tsy maintsy mandresy miarak@Jesosy a!
2-Ianao kosa mahereza ianao
Andriamanitra efa miady ho anao
Azo antoka rehefa izy no eo,ny tahotra avalony hatreo,
Tsy maninona e,aleo ho avy izay ho avy.
F'akaro ambony foana morale e.
Fa fombany io,aza miraharaha tononkira.serasera.org an'izany,f'isika dia mpandresy hatrany a.
Eee!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NY ANTSO FIDERANAVangy : 4051
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rivomanana6263
Daty : 08/02/2018 09:16