Tsy resy 'zany ianao! (NY ANTSO FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:Tsy resy izany ianao e,
Tsy resy izany ianao hoa
Tsy resy izany ianao raha mbola lkflrpq mitoky@Jesosy foana e
Tsy resy izany ianao e
Tsy resy izany tononkira.serasera.org ianao a!
Tsy resz izany ianao fa laingan'ny devoly izany a.
1-Ny ady atrehako toa milaza hoe:resy hono aho e
Ny olana toa miteny hoe:aiza izay Andriamanitrao
Fa lazaiko azy ho fantany androany fa velona ny mpanavotra ahy,tsy ahoako e,tsy rarahako izany
F'izaho tsy maintsy mandresy hatrany a.
Izaho aloha dia tena matoky an'io Jesosy io e!
Assuree tanteraka ny amiko,raha mbola izy no Andriamanitro
Aleo ny onja mbola hanonja,aleo ceiccyc ny tafiotra mbola hanafiotra e,
F'izaho indray tsy maintsy mandresy miarak@Jesosy a!
2-Ianao kosa mahereza ianao
Andriamanitra efa miady ho anao
Azo antoka rehefa izy dksca no eo,ny tahotra avalony hatreo,
Tsy maninona e,aleo ho avy izay ho avy.
F'akaro ambony foana morale e.
Fa fombany io,aza miraharaha an'izany,f'isika dia mpandresy hatrany a.
Eee!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NY ANTSO FIDERANAVisites : 4052
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rivomanana6263
Date : 08/02/2018 09:16