Hanaraka Anao (Ny Antsa Kids)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HANARAKA xqvfpwia ANAO
Na dia mbola zaza aho
Na mbola kely tsy mahay ny atao
Tonga indray mba hanolo-tena
hizara ilay famonjena
Ianao Jesoa no mpamonjy ahy
Manafaka amin'ny fakam-panahy
Hira iray no atolotray
Hanamafy ilay teny
Ref: Hanaraka Anao (hanaraka Anao)
N'aiza n'aiza hitondranao
Hanaraka anao no fanirianay
Anio sy ho mandrakizay
Hanaraka Anao (hanaraka Anao)
N'aiza n'aiza hitondranao
Hanaraka anao no fanirianay
Anio sy ho mandrakizay
Anio izahay hihira indray
Hiteny indray ny hatsaranao
Jesosy o mitoera ao am-po
Ianao tsy mba manam-paharoa
Ianao ianao no ilainay
mba handrindra ny fiainanay
Hira iray no atolotray
Hanamafy ilay teny iray
Ref: Hanaraka Anao (hanaraka Anao)
N'aiza n'aiza hitondranao
Hanaraka anao no fanirianay
Anio sy ho mandrakizay
Hanaraka Anao (hanaraka Anao)
N'aiza n'aiza hitondranao
Hanaraka anao no fanirianay tononkira.serasera.org
Anio sy ho mandrakizay
Bridge: Asandratray nezpul ny feo hiakatra hanakoako
F'Ianao no Tompo Mpanjaka tena Avo
Ref:
A/C: Sandratra buezlc Minohasina
Na dia mbola zaza aho
Na mbola kely tsy mahay ny atao
Tonga indray mba hanolo-tena
hizara ilay famonjena
Ianao Jesoa no mpamonjy ahy
Manafaka amin'ny fakam-panahy
Hira iray no atolotray
Hanamafy ilay teny
Ref: Hanaraka Anao (hanaraka Anao)
N'aiza n'aiza hitondranao
Hanaraka anao no fanirianay
Anio sy ho mandrakizay
Hanaraka Anao (hanaraka Anao)
N'aiza n'aiza hitondranao
Hanaraka anao no fanirianay
Anio sy ho mandrakizay
Anio izahay hihira indray
Hiteny indray ny hatsaranao
Jesosy o mitoera ao am-po
Ianao tsy mba manam-paharoa
Ianao ianao no ilainay
mba handrindra ny fiainanay
Hira iray no atolotray
Hanamafy ilay teny iray
Ref: Hanaraka Anao (hanaraka Anao)
N'aiza n'aiza hitondranao
Hanaraka anao no fanirianay
Anio sy ho mandrakizay
Hanaraka Anao (hanaraka Anao)
N'aiza n'aiza hitondranao
Hanaraka anao no fanirianay tononkira.serasera.org
Anio sy ho mandrakizay
Bridge: Asandratray nezpul ny feo hiakatra hanakoako
F'Ianao no Tompo Mpanjaka tena Avo
Ref:
A/C: Sandratra buezlc Minohasina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Antsa KidsVangy : 474
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : minohasina2016
Daty : 02/09/2024 08:02
