Revy any am-bala (Ny Ainga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any an-tanàna, any ambanivohitra any rasipa
'Lay tantarantsika roa, sovenirantsika taloha
'Lay revy mlamina, antsika mtsam tamin fahiny
Any amabanivonitra any
''Lay revy mlamina, antsika mtsam tamin fahiny
Any amabanivonitra any

ô!ô!ô!ô!ô!ô!ô!ô!ô!ô!

Vao maraina, vao maraina lesy ny any an-tanàna
Velon'aina, sipa kely sy ny bandin-tanàna
Fa i kala Mariette, nihodina vetivety
Sioka tokana nomena rankara
Rendez-vous-n'ny cowboy, tsy mba ilana finday
Eny ampiandrasana omby tsy tara

Ref: Mlay lesy:
ny fiainana any lesy
(mlay lesy)
Tena hafa kely lesy
(mlay lesy)
Ny any am-bala any
Revim-pitia hafa kely ô! revy any Am-bala

Fa tsy misy hotely hofaina ny aty, tsisy koksa fa tena fitia
Tsisy chambre payer-na isan'ora fa fitiavana anaty natiora
ô!ô!ô!ô!ô!
Madio mangamanga ny lanitra any ambanivohitra any e
Mlay sady manja ny revy any anaty bozaka any!

Any an-tanàna, any ambanivohitra any rasipa
'Lay tantarantsika roa, sovenirantsika taloha
'Lay revy mlamina, antsika mtsam tamin fahiny
Any amabanivonitra any
''Lay revy mlamina, antsika mtsam tamin fahiny
Any amabanivonitra any

Ny atoandro, miakatra andro lesy ny hafanana
Miara-mandro, sipa kely sy ny bandin-tanàna
Fa izahay sy Mariette, iny anaty sarety
Haka rivotra ao ambadiky ny ala
De ao no matoritory eo amoron-kamory
Mikitikitika mitendry gitara
(ha!ha!ha!ha)

Ref: Mlay lesy:
ny fiainana any lesy
(mlay lesy)
Tena hafa kely lesy
(mlay lesy)
Ny any am-bala any
Revim-pitia hafa kely ô! revy any Am-bala

Ô ry vorona an-danitra iny eh eh! eh!
Lazao an'i kala Mariette fa de netinety 'lay fitiavana iny
Iny vorona hamonjy fodina, zahay roa mitsotsotra mangina
Mibitsika anaty eo ambodin'ambiaty ao avara-tanàna
(Ao avara-tanàna e)
Eh revy any am-bala
Eh ny any an-tanàna
Eh revy any am-bala
Eh ny any an-tanàna
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Ainga
Visites : 5049
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : myriah
Date : 13/02/2013 07:38
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0725