Mb Terezin'i Jesoa zazakely (Ny Ainga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho laniako amin'ny fanaovan-tsoa ety an-tany
Ny lanitro

Misaora Azy ry tany tontolo ô
Fa Andriamanitra mahery ny antsika e
Terezikelin'i Jesoa voninahiNy (2)
Ilay Jesoa zazakely no tahafiny (2)
Terezy ilay marefo dia nasandraNy
Terezy ô! Masìna e
Terezy modelin'ny finoana
Matoky ny herin'ny avo indrindra e
Fanetre-tena no hery fisandratana (2)
Ity fijaliana aman-tsedra tsy nahasakana (2)
Ny famaliana ny antson'Andriamanitra
Terezy ô! Masìna e

Na ino zava-manjò, Jesoa no tokiko
Manetry tena tokoa , Jesoa no tokiko
Dia tsotra mananki-po, Jesoa no tokiko
Terezy ô! Masìna e
Ny androm-piainako, ry Jesoa tompoko
Laniako amin'ny fanaovan-tsoa, ry Jesoa tompoko
Terezin'i Jesoa zazakely masina e!
Terezy ô! Masìna e

Mafy ny adim-piainana ety (mafy fa matoky)
Matoky anao Terezy ô!
Mila fahatokiana sy fitia ( ity fiainana ety)
Ity fiainanay ry Jesoa ô!
Sambokely hatopan-drano izahay ety an-tany ety
Mila finoana mahatoky, mietri-tena sy mitia
Maromaro an-alin-kisa ireo tsy mpino ireo
Misioneranay i Terezy mba hasoavy sy jereo
Terezy ô! Masìna e

Terezy o Terezy o Terezy maminay ( Terezy ooooo)
Terezy ô Terezy o Terezy tia anay ( mivavaha ho anay e
Terezy o Terezy o Terezy maminay (manampia anay)
Terezy o Terezy o Terezy tia anay ( Terezy ooo)
Terezy ô! Masìna e
Masìna e
Masìna e
Masìna e
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Ainga
Hits : 114
Likes : 0 Like
Created by : Ramihaja08
Date : 29/10/2025 09:18
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1398