Ampidiro aloha ny tenimiafina
Iny làlana mangiaka iny (Ny Ainga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iny làlana mangiaka inyNo làlany mankany
Iny no làla-nombanay fahiny ka mbola
Ka mbola hombanay mandrak'ankehitriny
Veloma mbola hifankahita
Ka enganie ho samy tafita
Iny làlana mangiaka iny
Mizotra mankany aminay
Mihani-kavoana sy misavatsoro kanefa
Kanefa tsy ho levon'ny andro mandoro
Veloma mbola hifankahita
Ka enganie ho samy tafita
Iny no làla-nombanay fahiny ka mbola
Ka mbola hombanay mandrak'ankehitriny
Veloma mbola hifankahita
Ka enganie ho samy tafita
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AingaHits : 109
Likes : 0 Like
Created by : Ramihaja08
Date : 29/10/2025 08:57
