Volana (Nôx)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Oh! Ô ry volana ô ..
Ou ou .. .. .. .. .. ..
Oh! Ô ry volana ô ..
Ou ou .. .. ..

Jereo anie ity masonao mibaliaka
Mamelona hazavana
Manome hafanana
Ilay taratry ny endrikao mibaliaka sariaka (×2:mamelona...)

Jereo anie ity paozinao boribory
Manaitra ny maso
Ka sarotra adino
Ilay tananay miatsampy , avia mba fihino
(×2: manaitra)

Jereo anie ilay andro takariva
Eo amorom-patana
Na eny an-tokontany
Ilay toerana kely hahatsiarovana ny hatsarany

...ilay toerana kely hahatsiarovana ny any an-tanàna .
--------
Rohy:
Hevitra
hery ( 17/07/2022 06:45)
Mpihira vaovao indray ve ity Nôx ity ry John?
John Arnold ( 19/07/2022 12:59)
Volana : nosoratan'i John Arnold Razafinohatra (Nôx)
Nohirain'i Oniala , Jos Lik, Nôx
Gadona gasy , maneho fahatsiarovana nentin'izany volana izany! (Ny hatsarany, ny hakantony, ny tsiaro nentiny ...
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nôx
Vangy : 562
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : John Arnold
Daty : 17/07/2022 06:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0745