Efa tara (NOUNA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref:efa tara re e!
za koa efa manatompo
mandà anao tanteraka koa zao ny foko
mialatsiny e!
fa za efa tsy any ô!
k'aza malahelo e!
mitsodrano anao nv aty

[couplet 1]
Ilay fitiavako taloha efa natory tsy nifoha
Efa mihidy ny foko fa tsy afaka ny hivoa
Ny anao anie sitrapo k'aza asina nenina
Tena sarotra amiko raha hoe tsika no hifamerina
Teo anilanao aho tsy mba vokarakara
Za ko tsy nandroka f'ianao mihintsy no niala
F'za koa anie tsy adala e!Na manque2 visy
Sipa tia anah koa maro2 fa tsy vitsy
Ka indrisy,tsy afaka ny hiverina aminao
Aleo tantara sisa fa jereo ny ho avinao
Izay itanao tsy nety ankehitriny dia hovao
Fa za efa tsy any tsony e,za dia tsoriko aminao
Efa nivadika ny pejy e!
Tsy afaka ny hiverindalana
Tsy mampaninona aho fa aleo miverina mpinamana

Ref...(...)

[Couplet 2]
Za tsy niantso tody na hoe manao fanafody
Fa io fitiavana io rehefa @ratsy dia manody
Zao ianao sahirana tsy ntsinju izay ampitso
reraka mifona satria mahatsapa diso
mamela ny helokao aho tsy midika mbola tia
aleo ho souvenir le tantarantsik ki
fa tsy mety tsony raha ny @tsika no tohizana
Efa manana ny tiko aho fa sao mampanahirana
Dia mba miramirana fa io pile yaricot
Fa raha miverina @nao aho dia otran tôtô
Ka malehova mahalasana @izay rehetra atao
fa za efa tsy any tsony izay dia tsoriko aminao
Efa manan'olontina aho hinoko ahasambatra ahy
Ary ndana miala tany fa mahabe fakampanahy


...iny ianao nandao namela ahy ho irery,
tsy hoe raha tsisy anao ny aty dia ho very
ka veloma ianao fa tsy ilaiko intsony
ireo tantarantsika,
adinoy avalony

ref....

NOUNA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NOUNA
Vangy : 1891
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rakotondrina
Daty : 03/05/2017 01:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0792