Aza malahelo (NOUNA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref: tonga ny ora sy fotoana izay tsy maintsy handanako o
tsika mbola hiaona aza kivy ny malalako o
veloma e! tia anao foana aho,
na betsaka ny tsara ianao no tiko ka tsy hariko,
elanelan tany tsy hampisaraka ry piso
mandrampihaona e! aza malahelo ianao raha andeha za a!!!!

[couplet 1]
Na miposaka ny masoandro dia tsy maintsy mbola hilentika
na maina koa ny andro dia tsy maintsy mbola hanerika
izay koa naie lilay fiainaan ahoe mamy sy mangidy
Andriamanitra ny mpandahatra fa tsy tsika no safidy
ka aza atao ahakivy na hoe hampamohi fo
atanjao ny saina dia mba hatrakao ny loha
fa za tsy niova fo na hoe tia tena ihany koa
hetraketrakin tany ka tsy maintsy handao aloha
satria za efa andeha ka izao ny teniko aminao
tia anao foana ny aty na tsy eo anilanao
na ireo fakam-panahy, tsy ataoko hatratra anah
efa anao irery ny foko fa ianao aza manahy
tsarovy ilay voady izay mba nifanaovantsika
raha sendra mba mahatsiaro ianao jereo ny sarintsika
aza mitomany fa avy miankina eto antratrako
manantona anah fa ho fihiniko ny malalako

ref: tonga ny ora sy fotoana izay tsy maintsy handanako o
tsika mbola hiaona aza kivy ny malalako o
veloma e! tia anao foana aho,
na betsaka ny tsara ianao no tiko ka tsy hariko,
elanelan tany tsy hampisaraka ry piso
mandrampihaona e! aza malahelo ianao raha andeha za a!!!!

[couplet 2]
satri foana mantsi isika hiarak hilalao
fa na mamy aza ny miaraka tsy maintsy mifandao
saingy za tsy afa manotra na dia tena tia anao
mahasoa vao mahafinaritra inoko fa efa fantatrao
manam-petra ny fotoana saingy izao no tadidio
ny alahelo anao ampoko dia otran'ny tadio
aza misendotra fa tonio aloha ny fo
ny fitiavako tsy hiova io fa otran'ny taloha
raha toa ianao mahatsiaro dia ny volana banjino
amin'izay ny momba antsika rehetra mba tsy hadino
ea na aiza misy anah dia ianao no masaka ato antsaiko
tsisy hafa tsy ianao fa ianao irery izao no ilaiko
aza adino ny sms isakin'ny hariva
raha sendra mba manembona dia ity henoy ny hira
fa zah dia mbola hiverina ho avy ny fotoana
izay ny fahasambarako tsy aiko hoe mbola haman-taona

ref: tonga ny ora sy fotoana izay tsy maintsy handanako o
tsika mbola hiaona aza kivy ny malalako o
veloma e! tia anao foana aho,
na betsaka ny tsara ianao no tiko ka tsy hariko,
elanelan tany tsy hampisaraka ry piso
mandrampihaona e! aza malahelo ianao raha andeha za a!!!!


o o o; o o o; ieeeeeehhh
aza malahelo o! aza malahelo o! raha andeha zah aaaaaaa

ref: tonga ny ora sy fotoana izay tsy maintsy handanako o (izay tsy maintsy andanako o!!!!)
tsika mbola hiaona aza kivy ny malalako o (aza kivy ianao e!!!!)
veloma e! tia anao foana aho, (tia anao foana aho e e e e)
na betsaka ny tsara ianao no tiko ka tsy hariko,
elanelan tany tsy hampisaraka ry piso (mbola ho avy aho)
mandrampihaona e! aza malahelo ianao raha andeha za a!!!!

NOUNA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NOUNA
Vangy : 2681
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rakotondrina
Daty : 03/05/2017 01:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4279