You are here: home > Tononkira > Njakatiana

Ny fiainantsika (Njakatiana)

Iza no milaza fa miadana
Miadan'izy ka de hoe sambatra
Tsy manana olana lalovana
De hoe lafatra
Iza no milaza ho mahay
Tena mahay tsy misy ôtr'azy
Mino fa ny tenany iray
No mampahay azy
Tsy mahavita tena ianao
Ka za dia mba mirehareha
Misy tena nanampy anao
Miaina irery tsy afa mandeha
Tena mila namana anTsiky dia ampyie
Ty fiainantsika ity
Fa ny tena namana anie
Dia Jesoa Kristy
Zay milaza ho mpanakarena
Tsy misaina afa tsy vola
Na dia maro sesehena aza
Rava mora
Tsy mahavita tena ianao
Ka aza dia mba mirehareha
Misy tena nanampy anao
Miaina irery tsy afa nandeha
Tena mila namana anie
Ity fiainantsika ity
Fa ny tena namana anie
Dia Jesoa Kristy

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Njakatiana
Mpamaky : 4923
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : njara2007
Tamin'ny : 31/10/2014 13:28:07
ID : 6808

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo