Mila Hafanana (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alefa! Oh!
Alefa! Izay!
Alefa! Oh! Izay!
Alefa alefa ho aho!

1. Aty izao no misy anay
Tena alavitra tokoa ah
Matoa aty izahay
Dia mba mikaroka ny soa

Malahelo mafy anareo
Fa izay ilay fiainana
Dia toy izany ny ao am-po
Mba tsy te hitarainana

Ref: Mila hafanana mila hafanana
Mila hafanana izahay ka dia manina anareo
Mila hafanana mila hafanana
Mila hafanana izahay ka dia manina anareo
Eo eo
Eba eba eba eba
Eo eo
Eo eo eo eo

Na lavitra aza no misy anay
Mahatsiaro anareo izahay
Ka mba mila (hafanana)
Tena mila (hafanana)
Avy aminareo eh (hafanana)
(Mila hafanana)
Ka mba mila (hafanana)
Tena mila (hafanana)
Avy aminareo eh (hafanana)
Ouh (Mila hafanana)

Alefa! Oh!
Alefa! Izay!
Alefa! Oh! Izay!
Alefa alefa ho aho!

2. Maro karazany eh
Ny zavatra hita ety
Izay toerana alehanao
Na mankatsy na mankery

Na dia tsara tokoa anie
Izato Amerika
Tsy anilanareo izahay
Dia mahatsiaro mangatsiaka

Ref :
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Njakatiana
Vangy : 60
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solomona17
Daty : 10/04/2025 09:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1547