Ampidiro aloha ny tenimiafina
METEZA HAHATSIARO (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Meteza ianao hahatsiaro
Na ny andro lasa efa maro
Tsaroanao ve khzimv ilay fiarahantsika
Tsaroanao ve ilay hasambarantsika
Meteza ianao hahatsiaro
Na iukazcmh ny andro lasa efa maro
Tadidinao ve ireny hadalana ireny
Tena tianao ve ny nataoko anao tamin’ireny
Na izaho na ianao
Dia nety izay natao
Indray andro tokoa moa
No sendra nahitako dolan’olon-droa
Hay ianao sy ilay rafiko
Ny foko tamin’izay voaratranao
Diso ianao tononkira.serasera.org nahatonga ilay
Fo hifandao
Embona foana ny ahy raha toa ka mba hikalo
Dia ianao foana, ianao tsy ho fahavalo
Angamba izay no lahatra
F’izaho no tsy mbola zatra
Indray andro tokoa moa ckuhlkyw
No sendra nahitako dolan’olon-droa
Hay zaho sy ilay rafinao
Ny fonao tamin’izay voaratra koa
Diso aho nahatonga ilay
Fo hifandao
Na ny andro lasa efa maro
Tsaroanao ve khzimv ilay fiarahantsika
Tsaroanao ve ilay hasambarantsika
Meteza ianao hahatsiaro
Na iukazcmh ny andro lasa efa maro
Tadidinao ve ireny hadalana ireny
Tena tianao ve ny nataoko anao tamin’ireny
Na izaho na ianao
Dia nety izay natao
Indray andro tokoa moa
No sendra nahitako dolan’olon-droa
Hay ianao sy ilay rafiko
Ny foko tamin’izay voaratranao
Diso ianao tononkira.serasera.org nahatonga ilay
Fo hifandao
Embona foana ny ahy raha toa ka mba hikalo
Dia ianao foana, ianao tsy ho fahavalo
Angamba izay no lahatra
F’izaho no tsy mbola zatra
Indray andro tokoa moa ckuhlkyw
No sendra nahitako dolan’olon-droa
Hay zaho sy ilay rafinao
Ny fonao tamin’izay voaratra koa
Diso aho nahatonga ilay
Fo hifandao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 22699
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : zoubelou
Daty : 15/01/2006 11:08
