You are here: home > Tononkira > Njakatiana

Hifankatia (Njakatiana)

Ela nipetrahako Antananarivo
Misy manainga arivo arivo
Maro ny tsara manaitry maso
Maso ny te hahazo
Tiako ianao viavy malandy
Zegny tsy vandivandy
Tsaiky jaoby manaitrin'olo
Tiako anao lay malemy volo
E!! Tiako loatra ianao zegny e!!
Tsy haiko akia akory attononkira.serasera.orgao

Nahoana ianao no mihafahafa
Zaho tsy zanaky kiala hafa
Andao isika hitafa tsara
Fa samy zanaky gasikara
Zaho raha tia tsy mifidy loko
Zay tandrify ny foko
Raha eo ny fitiavana
Tsisy hasakana
E!! Aza misalasala, avia havako oo!!

Andao isika ee! Hifankatia
Andao isika ee! Hiara dia

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Njakatiana
Mpamaky : 1969
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : deraxratsima
Tamin'ny : 10/11/2016 12:47:46
ID : 8931

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo