Efa reko (Njakatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa reko fona
Reny hafatrao
Ho entiny karazan'olona
Fa izaho no tsy vonona
Ny ho tia indray (2)
TO babangona ny ao ampoko ao
Ny saiko tsy mitony
Tsapako mikomy
Mikotrika izay valy faty
Nefa koa tsy te anao ratsy
Ohohoh lay efa rava sy efa may
Nokasainao mbola averina indray
Nga ianao moa atrizay tsy naita hafa akotra ahy
Lay efa rava sy efa may nokasainao mbola averina indray
Tiako anefa ny milaza fa
Hijaly anao mato hisy izany
Tiako anefa ny milaza fa
Hijaly anao
Indray miserana avoko
Reny nataonao taloho
Fatra pampifilafila a
Fitia voatsindry ila
Ka nanarampo
Tsy fantatro aloha na
mba tena tia tokoa
Ianao matoa mila ahy
Sa leo voaviravira
Ka natsiaro ahy pamindra fo
Aiza re irony ambopo
Ohohoh aoka aloha tsy anantena
Hoe ny aty mbola ilay fo volamena
Fony anao navela hanjaka nanararaotra ery faly ny andratra
Ohohoh dia Anantena hoe ni aty mbola ilay fo volamena a
Tiako anefa ny milaza fa erintaona ny antsika ra ela
Tako anefa ny milaza fa erintaona oa ra to masahy
Tiako anefa ny milaza fa erintaona ny antsika ra ela
Tiako anefa ny mampatsiahy fa heihey
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Njakatiana
Vangy : 150
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andryangelove
Daty : 09/04/2024 16:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0725