You are here: home > Tononkira > Nikki

Namako (Nikki)

https://tononkira.serasera.org/hira/nikki/namako-3

NAMAKO

Oie
Oie
Oie
Oie
Oh ana lalah’eh
Fombana lalah’eh
Magnano viavy tsisy jer’éh
Fanaka malem’eh
Ampirafesina viav’eh
Atôna raha mampiad’eh
Mitsangy ana manankery
Ka mijaly vadina ah


Ah ah ah
Ah  ah  ah


Nindosina  fagnala hid âtononkira.serasera.org˜eh
Naboakana ny didy eh
Karaha  fanaka magneva tragno oh
Nataona kilalao

Ah ah ah

Nefa tadidio  arô lalahy
Na mahaleo tegna anao oh
Natera behivavy
Hajao vadinao
Io solon dreninao
Hikarakara anao oh
Izy koa  de reninao

Ah  ah ah
Ana namako oh namako eh namako  oh

NIKKI

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Nikki
Mpamaky : 1621
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : hery
Tamin'ny : 20/04/2009 05:32:39
ID : 5560

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo