My life (Nathan)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Couplet 1)
Ny kiana betsaka any ambadika any tsy ho raraiko oh
Matoa za mijoro tsy mety ho lavo mbola mahavita
Ka ajanony any ra mitetika animba F** you lessi man
Dia ty tadidio fa tsy sandry foana fa ampiasao ko ny saina
Mozika ankafiziko oh,talenta ananako amafisiko oh (nigga)
Tsy akiandry marary ka anisa ISA,ROA,TELO fona zay vo let's go'(No No)
Vo miezaka ho tafa andeha iakatra kely lazaina fa FAKE,
Normal matoa elah hifirany F** vo mangataka FEAT
Satria tsy ananako ny fahaizana,ra ampitana aminy hafa lazaina fa maivana
Tsy mahita masoandro FOREVER maizina,Lazaina fa fosika fa tsy mba AIVR(vrai)
Ka aiza ary? Andeha ho aiza ary? Tsy aleoko mba miaina amin'izay haiko ihany
Kajina tsy ho ratsy rehefa otraotr'izany,zay tiako no ataoko,tsy ahoako na lazainao fa ratsy zany

(Refrain)
Fa za mandroso dia tsy hiverin-dalana intsony MY NIGGA
Zay tiako no ataoko aza omena tsy aho, zay tiako no ataoko NIGGA
Fa za mandroso dia tsy hiverin-dalana intsony MY NIGGA
Zay tiako no ataoko aza omena tsy aho, zay tiako no ataoko NIGGA
Nigga my nigga my nigga (zay tiako no ataoko aza omena tsiny aho)
Nigga my nigga my nigga (Aleo samy miaina amin'izay mety ho azy)
Nigga my nigga my nigga (ANH ANH C'EST MY LIFE)

(Couplet 2)
Ty ne iaraha malala fa ny fiainana tsy vitany fitsaratsarana,fa iainako
Na mafy,na boto,na danger efiko fa ho aiza eo(ho aiza eo)
Betsaka ny mitata, oe zalah BAD BOTO tsy ho resinlah
Na mozika na sandry nenao mandeh oazy,Nena tsy mandroso fa BOMBOKLAT
Nigga ty ataovy an-tsaina,enao manaratsy nena ty miatsara
Life-ko tsy ho life-nao,Love-ko tsy ho Love-nao Ka mangina
Za ko mandroso dia za ko tsy hiverina,Mozika nena ty tsy asiko fahataperany
Tohizako fona ataoko mahita,petaako tsara AsinA (asina)
Taloha za Nigga natory fa zao efa nifoha (efa nifoha)
Tsy omeko tsiny elah ra toa ka anenjika satria za mahavo (haa haa)
Mozika nge fianarana dia mila fananarana,Fa aza variana manakiana fa so la tratra farany
Tohizako ny lalako, za nigga nge mahafo (C'est my life nigga)

(Refrain)
Fa za mandroso dia tsy hiverin-dalana intsony MY NIGGA
Zay tiako no ataoko aza omena tsy aho, zay tiako no ataoko NIGGA
Fa za mandroso dia tsy hiverin-dalana intsony MY NIGGA
Zay tiako no ataoko aza omena tsy aho, zay tiako no ataoko NIGGA
Nigga my nigga my nigga (zay tiako no ataoko aza omena tsiny aho)
Nigga my nigga my nigga (Aleo samy miaina amin'izay mety ho azy)
Nigga my nigga my nigga (ANH ANH C'EST MY LIFE)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nathan
Vangy : 1109
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 19/09/2016 20:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3399