Manan'elatra (ft Twokii & Pit Léo) (Nathan)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
[Nathan][Couplet 1]
Lasa nanidiny izy,To mampitsingidin'Izy
To niotra ny fefy nanao zay tsy mety, (To mandrebireby)²
Manan'elatra, Tsy aiko tsony to lasa nisidina ambony be
Aleo za hiala, Fa tsy tiako ny mifangaro am'lerony nge
Enao malama!!, Gyal mataoatra ny ho lany zara,
'Ndana lo miala sao za voany aretina,Aleoko ko lo (miala)²
Tsy apafiriny manja ko Se,
Mbola be ko ny sipa azo asolo anao nge
Miseo manan'elatra anidina ambony
Hey!!Mbola ilatsaka Se

[Refrain][pit léo]
Efa zatra mam'elatra satria vorona be manan'elatra
(Tsy mala)? Tsy malala menatra
Tsy tsara ne le mangididy io eih
'Ndrindra fa nareo vehivavy io eih
'zay kely anananao no hifalio eih
F'aza mitady ny (akotran'io eih)²

[Couplet 2][Pit Léo]
Kala ratsy tyh,mba mahaiza mipetraka tsara tyh
Fa tsy laozanao miodina makaty,makary,(Avanana avy)²
Olombelona enao fa tsy vorona
Foza orana nge no mitorina
Zava-misy nge za tsy momori a, Fa!!Aleo ton'de tsorina
To tsy fady aminao no mizara le entana am' retraretra
Atakalonao vola le fanaovanao ,Vendrana !!
'Zay ko mifaly satria zaranay ary misy sakafo oh
Sady matsiro ny Hena ny vidiny ko ne tsy (lafo oh)2

[Refrain]

[Couplet 3][Twokii]
Ahaaaaa!!!
Mba mahaiza mandeh moramora fa aza maditra
Bandy nge refa mahazo d' tonga d' tsy hita
Anidina nefa d' oaiza,??
Iomehezako fa ratsy taiza
Tsy fantatrao ngah fa mitaingina zay d' mifitra d' zay zany eih
Anananao marina ny Helatra d' tsy mavita mipetraka ela
D' iny no oenti-manidina za ko tsy hitazona so d' tavela
Za ko tsy bandy sanana,
Tsy mamikotra tonga d' miala
Sipa midororororo, Petaako ataoko fandraisana anjara !!!
[Refrain]²
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Nathan
Hits : 3120
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 03/10/2016 16:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0818