TIA (Nate Tex & Micky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba henoy kely aho anie fa hitantara zavatra,
Ny foko no miteny fa izaho mpitondra hafatra,
Tsy an-tery fa izay tsapanao, vonona xlwf aho.
Henoko tokoa izany fa nangilan-tsofina aho,
Nandrotsirotsy ahy avy hatrany ilay tantaranao,
Anio aho te hilaza fa tiako ianao.
Tena tiako ianao, safidy tokana tsy mampisalasala ahy,
Izaho koa tia psehsccs anao,tsapako ato anatiko ihany koa ny tsapanao,
Hiaraka aminao, hitantana ny tananao no faniriako,
Mamiko ianao, o! o!
Ho sambatra tokoa anie isika roa fa hiaraka,
Ka ho tafiara-dalana tokoa ny tia sy ny zhll manina,
Ny anjara no manambatra ho iray.

Izaho koa tia anao, tsapako ato anaty ihany koa ny tsapanao,

o! o! o! o! o! o! o! o! o!

Mamiko ianao, o! o! avia tononkira.serasera.org fihiniko.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Nate Tex & MickyVangy : 3749
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : litarazavar
Daty : 13/01/2024 08:26