Hatraiza (Nantis)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila tsapako,
Mila fantatro hoe hatraiza
No tonganao farany
Hatraiza ianao no sahy
Hatraiza ilay hatsaram-panahy?
Hatraiza no zakanao ny ady
Hatraiza no hiaretanao ny fady
Fotoana lany tsy olana e
Tsy tiako aho raha tsy tafaverina intsony
Vizaka aho hiorakoraka e
Hiezaka hanasitrana ny fo
Hatraiza no zakanao ´lay fitiavana diso tafahoatra
Hatraiza fa sao akaiky loatra?
Ref:
Hizotra ho vktg any aho
Hanaraka anao aho
´Zay tany afara tany
Dia ho avalona ho tantara ho any
Izao tsy hijaly e, na be laza ratsy ary
Fitia tsy ankijery kilema sy fery
Mila henoko,
Mila manakoako any anaty any
Hoe tia ahy ianao
Hatraiza ianao no hiandry?
Hatraiza raha ho tapaka ny tady,
Hatraiza fa izaho efa sasa-miandry (miandry anao aho...)
Fotoana lany tsy olana e
Tsy tiako aho raha tsy tafaverina intsony
Vizaka aho hiorakoraka e
Hiezaka hanasitrana ny fo
Hatraiza no zakanao aezhyapz ´lay fitiavana diso tafahoatra
Hatraiza fa sao akaiky tononkira.serasera.org loatra!
Ref: (x2)
Hizotra ho any aho
Hanaraka anao aho
´Zay tany afara tany
Dia ho avalona ho tantara ho any
Izao tsy hijaly e, uxmwnco na be laza ratsy ary
Fitia tsy ankijery kilema sy fery
------

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NantisVangy : 15
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Franconi06
Daty : 01/09/2026 21:59