Hatraiza (Nantis)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila tsapako,
Mila fantatro hoe hatraiza
No tonganao farany
Hatraiza ianao no sahy
Hatraiza ilay hatsaram-panahy?
Hatraiza no zakanao ny ady
Hatraiza no hiaretanao ny fady

Fotoana lany tsy olana e
Tsy tiako aho raha tsy tafaverina intsony
Vizaka aho hiorakoraka e
Hiezaka hanasitrana ny fo
Hatraiza no zakanao ´lay fitiavana diso tafahoatra
Hatraiza fa sao akaiky loatra?


Ref:
Hizotra ho any aho
Hanaraka anao aho
´Zay tany afara tany
Dia ho avalona ho tantara ho any
Izao tsy hijaly e, tononkira.serasera.org na be laza ratsy ary
Fitia tsy ankijery kilema sy fery



Mila henoko,
Mila manakoako any anaty any
Hoe tia ahy ianao
Hatraiza ianao no hiandry?
Hatraiza raha ho tapaka ny tady,
Hatraiza fa izaho efa sasa-miandry (miandry afiqavpn anao aho...)

Fotoana lany tsy qcuag olana e
Tsy tiako aho raha tsy tafaverina intsony
Vizaka aho hiorakoraka e
Hiezaka hanasitrana ny fo
Hatraiza no zakanao ´lay fitiavana diso tafahoatra
Hatraiza fa sao akaiky loatra!


Ref: (x2)
Hizotra ho any aho
Hanaraka anao aho
´Zay tany afara tany
Dia ho avalona ho tantara ho any
Izao tsy hijaly e, na be laza ratsy zfvxcw ary
Fitia tsy ankijery kilema sy fery

------

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Nantis
Hits : 18
Likes : 1 Like
Created by : Franconi06
Date : 01/09/2026 21:59
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0293