Zava-drehetrako (Nanie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao tononkira.serasera.org no hazavana, taratro
Rehefa maizina ny lalan-kizorako
Ianao koa, no tondro-avaratro any antany tsy hay,
Tsy ahitam-panondro
Isan'andro ianao no mba anton-tsikiko
Na dia fzqiw miha-mafy ny fiainana, mahalasa adala
Soa fa misy anao, manohana ahy
Tsy miala
Ianao no rivotra iainako
Zay hkflv mamelon'aina sy manome hery
Ianao no rano fisotroko
Na any antany maina sy karakaina
Isan'andro ianao no ihqily mba anton-tsikiko
Na dia hoe mafy ny fiainana, mahalasa adala
Soa fa misy anao, manohana ahy
Tsy miala
Raha sendra tsy eo ianao
Dia toy ny very
Tsy manankatenaina, fa irery
Nefa nohy ny eo ianao
Dia mety ery, tsy misy ny indrony na anambiny
....
Ny fiainana, mahalasa adala
Soa fa misy anao, manohana ahy
Tsy miala
Misy anao, manohana ahy
Tsy miala
Rehefa maizina ny lalan-kizorako
Ianao koa, no tondro-avaratro any antany tsy hay,
Tsy ahitam-panondro
Isan'andro ianao no mba anton-tsikiko
Na dia fzqiw miha-mafy ny fiainana, mahalasa adala
Soa fa misy anao, manohana ahy
Tsy miala
Ianao no rivotra iainako
Zay hkflv mamelon'aina sy manome hery
Ianao no rano fisotroko
Na any antany maina sy karakaina
Isan'andro ianao no ihqily mba anton-tsikiko
Na dia hoe mafy ny fiainana, mahalasa adala
Soa fa misy anao, manohana ahy
Tsy miala
Raha sendra tsy eo ianao
Dia toy ny very
Tsy manankatenaina, fa irery
Nefa nohy ny eo ianao
Dia mety ery, tsy misy ny indrony na anambiny
....
Ny fiainana, mahalasa adala
Soa fa misy anao, manohana ahy
Tsy miala
Misy anao, manohana ahy
Tsy miala
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NanieVangy : 1222
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : henitsoa21
Daty : 26/01/2023 13:12
