You are here: home > Tononkira > Naj & N-mir'o

Tolory tsiky (Naj & N-mir'o)

Any ianao
ianao alavitra ahy
izaho aty
toa mangahiahy
tsy eo ianao
hamafa ny tomany
hamaly ahy
raha sendra manontany

manantena aho fa indray andro any
ho foana ho lasa tsiky ireo tomany
fa ianao,ianao masoandroko
hanazava indray ny lalako

anilanao ihany no mahatsara anah
tsy eo ianao mahatsiaro ho very aho
nefa mino aho fa any andro iray
eny ianao ho avy hampitraka ahy

fiv:ka tolory tsiky iray avy aminao
fa ho anao ho anao irery aho
ary ianao
ianao irery no ahy
ahy iaTsiky dia ampynao

raha sendra lasa aho ka hanalavitra anao
izao no tsarovy
izaho efa anao
tsy eo ianao mangina irery aho
mila anao
mila anao ny fiainako

manantena aho fa indray andro any
ho foana ho lasa tsiky ireo tomany
fa ianao,ianao masoandroko
hanazava indray ny lalako

anilanao ihany no mahatsara anah
tsy eo ianao mahatsiaro ho very aho
nefa mino aho fa any andro iray
eny ianao ho avy hampitraka ahy

fiv:ka tolory tsiky iray avy aminao
fa ho anao ho anao irery aho
ary ianao
ianao irery no ahy
ahy ianao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Naj & N-mir'o
Mpamaky : 26
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : nmirorhonan18
Tamin'ny : 17/08/2019 10:43:29
ID : 11988

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo