You are here: home > Tononkira > Murph's CruZ

Azafady (Murph's CruZ)

https://tononkira.serasera.org/hira/murphs-cruz/azafady

Ela nagnano ditra taminao zah
Fa tonga ndraika ny fotoagna nahafantaranao anazy
Tsy afaka ny hifamatra zah satria tegna diso
Tegna nandratra mafy anao ny raha nataoko igny vadiko
Anao mivolagna fa hiala zah
Zaigny tsy digniko
Anao mizaka f'efa tofoka anahy
Tsy ho vitako ny hiaigny izaigny.

Réf:
Azafady, mifogno zah a mamany e
Hadalagna igny efa tsy ampodiko magnin-droe
Mbola tia anao zTsiky dia ampyah
Mila anao zah.

Tsy vao indraika izay anao no latsa-dranomaso
Tsy mba nofafako, nataoko sary tsy hita
Efa impiry anao nizaka fa hoe tsy mahadigny
Fa tsy mba nampiasako loha
Iniany ifonako aminao jiaby
Aza ialanao zah a vady
Anao mivolagna fa hiala zah
Zaigny tsy digniko
Anao mizaka f'efa tofoka anahy
Tsy ho vitako ny hiaigny izaigny.

Tegna tsy haiko ny hiagny koa tsisy anao
Satria zah mila anao
Mila anao zah.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Murph's CruZ
Mpamaky : 134
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Mpanoratra3
Tamin'ny : 24/10/2019 10:54:35
ID : 12149

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo