Anao ninahy (Murph's CruZ)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zah nijery ny fiainako laitry niarahantsika
Raha jiaby meva, antsika roe magneva
Nahitako ny tegna fitia dia mbola vao taminao
Sady nahitako fiainagna vaovao, mahatamagna
Ankilanao akeo tsy foiko hialagna
Zah nahazo anao, hiala amin'ny hadalagna
Ho hendry koa zaho, ho hendry koa zaho

Réf:
Anao ninahy, zah ninao
Anao ninahy, zah ninao
Baby...

Na dia fiainagna tsy feno vola aman-kariagna
No iainantsika roa, zaigny tsy magnino fö
Anao ankilako dia efa mampiadagna anahy
Zaho mino fa zah koa mba ampiadagna anao
Na ino raha miseho sy hianjady
Fa nentsika roa tsy ho foagna a ra vady
Zaho vonona hiaro nentsika mba tsy ho rava
Sady handefitra koa raha sendra misy adiady
Vavan'olo tsy völy, mankaratsy
Ataotsika tadigny maregny, tsy asiatsika sira
Zareo mialogna ho tonga andeha higafy
Avelao akeo zareo fö ho reraka
Ny aty tsy hikasy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Murph's CruZ
Vangy : 608
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Mpanoratra3
Daty : 24/10/2019 10:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.073