Rohonao dato (Mpitohazara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Ze cbyuds jakainao agny aby e!
Toriko marô!
Megnatsia ho Anao, eka hoy aho!
Gne rohonao aza gne fegnenako.
Gne rohonao magnafak' anah!
Iaho tononkira.serasera.org izay marô d'efa ts'olo esanaky.
Gne tszlwns rohonao igny, tanako(fegnenako)! Ombako!
Gne rohonao igny, tenomiko! Ts'abodako!
Maforaigny anao mangay e!
Tsy mana rah tavandray.
Ts'isy ekina, angoay!
Raiky avao gn'ekinanay e, rbryh
Jesosy fanalo lahy!
Tianay ts'agary anay...
Akô lefy e jakanao
Maragnitry rô!
Mitsibitsibiky, mitsoliky!
Magnova ategna manaitry.
Magnitsy mamolaka anah!
Da mazava rô gne lala andehanagny!
...
Toriko marô!
Megnatsia ho Anao, eka hoy aho!
Gne rohonao aza gne fegnenako.
Gne rohonao magnafak' anah!
Iaho tononkira.serasera.org izay marô d'efa ts'olo esanaky.
Gne tszlwns rohonao igny, tanako(fegnenako)! Ombako!
Gne rohonao igny, tenomiko! Ts'abodako!
Maforaigny anao mangay e!
Tsy mana rah tavandray.
Ts'isy ekina, angoay!
Raiky avao gn'ekinanay e, rbryh
Jesosy fanalo lahy!
Tianay ts'agary anay...
Akô lefy e jakanao
Maragnitry rô!
Mitsibitsibiky, mitsoliky!
Magnova ategna manaitry.
Magnitsy mamolaka anah!
Da mazava rô gne lala andehanagny!
...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MpitohazaraVangy : 1912
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tannerk_Ystaf
Daty : 29/01/2019 10:40
