Rohonao dato (Mpitohazara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Ze jakainao agny aby e!
Toriko vqhnzcsh marô!
Megnatsia ho Anao, eka hoy aho!
Gne rohonao aza gne fegnenako.
Gne rohonao magnafak' anah!
Iaho izay marô d'efa ts'olo esanaky.
Gne rohonao igny, tanako(fegnenako)! Ombako!
Gne rohonao igny, tenomiko! Ts'abodako!
Maforaigny anao mangay gvgv e!
Tsy mana rah tavandray.
Ts'isy tononkira.serasera.org ekina, angoay!
Raiky avao gn'ekinanay e,
Jesosy fanalo lahy!
Tianay jkban ts'agary anay...
Akô lefy e jakanao
Maragnitry rô!
Mitsibitsibiky, mitsoliky!
Magnova ategna manaitry.
Magnitsy mamolaka anah!
Da mazava rô gne lala andehanagny!
...
Toriko vqhnzcsh marô!
Megnatsia ho Anao, eka hoy aho!
Gne rohonao aza gne fegnenako.
Gne rohonao magnafak' anah!
Iaho izay marô d'efa ts'olo esanaky.
Gne rohonao igny, tanako(fegnenako)! Ombako!
Gne rohonao igny, tenomiko! Ts'abodako!
Maforaigny anao mangay gvgv e!
Tsy mana rah tavandray.
Ts'isy tononkira.serasera.org ekina, angoay!
Raiky avao gn'ekinanay e,
Jesosy fanalo lahy!
Tianay jkban ts'agary anay...
Akô lefy e jakanao
Maragnitry rô!
Mitsibitsibiky, mitsoliky!
Magnova ategna manaitry.
Magnitsy mamolaka anah!
Da mazava rô gne lala andehanagny!
...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MpitohazaraVisites : 1913
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Tannerk_Ystaf
Date : 29/01/2019 10:40
