Malala (Momona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malala, ny toaka sy ny daina raha tsy zaka ajanony amin’izay,
Malala, tsy aleo ve revena milamina fa inona ary ity.
Lazainao fa fohy xrgsqaft kely zay rehetra jerenao
Ny lokon’ny masoandro aza lazainao maintibe
Ny kaly laninao ato antrano efa tsy lazaina intsony
Ny ompa reny sy anabavy tena mahalonilony
Ka hoy aho hoe

Lazainao fa be serimonina tononkira.serasera.org aho raha miteny anao
Ny vono sy ny daka moa dia sakafo isan’andro
Ny kaly laninao ato antrano efa tsy tfdmz lazaina intsony

Ka hoy aho twzorlpx hoe

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MomonaVangy : 4740
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 12/05/2016 11:23