Malala (Momona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malala, ny toaka sy ny daina raha tsy zaka ajanony amin’izay,
Malala, tsy aleo ve revena milamina fa inona ary ity.
Lazainao fa fohy kely zay rehetra jerenao
Ny lokon’ny masoandro aza lazainao maintibe
Ny kaly laninao ato antrano efa tononkira.serasera.org tsy lazaina intsony
Ny ompa reny sy anabavy tena mahalonilony
Ka hoy aho hoe

Lazainao fa be serimonina aho raha miteny anao
Ny vono sy flsluahf ny daka moa dia sakafo isan’andro
Ny kaly laninao ato antrano efa tsy lazaina intsony

Malala, ny toaka sy mijh ny daina raha tsy zaka ajanony amin’izay,
Malala, tsy aleo ve revena milamina fa inona ubohfl ary ity.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MomonaVangy : 4933
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 12/05/2016 11:23