Be fitiavana Ianao (MIFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
BE FITIAVANA
be fitiavana
Ray be fitia
mahery loatra tsy hay tononkira.serasera.org lazaina
maro mpakafy
fa ny zanaka dia ilay Jesosy tia
no navelanao hijaly, sy ory tety
be fitiavana Ianao
be fitiavana Ianao
tsy misy mahasolo koa
ireo izay vitanao
be fitiavana Ianao
be fitiavana Ianao
dera, laza gxxugmey no atolotro ho Anao tokoa ry Ray
Miankina aminao
ny fiainako ry Ray
eo an-tananao ny shgtrof fanahiko
hatrizay ka hatramin'izao
ka ny molotro hidera ny epxyl anaranao
ny feoko hasandratro fa mahery ianao
be fitiavana
Ray be fitia
mahery loatra tsy hay tononkira.serasera.org lazaina
maro mpakafy
fa ny zanaka dia ilay Jesosy tia
no navelanao hijaly, sy ory tety
be fitiavana Ianao
be fitiavana Ianao
tsy misy mahasolo koa
ireo izay vitanao
be fitiavana Ianao
be fitiavana Ianao
dera, laza gxxugmey no atolotro ho Anao tokoa ry Ray
Miankina aminao
ny fiainako ry Ray
eo an-tananao ny shgtrof fanahiko
hatrizay ka hatramin'izao
ka ny molotro hidera ny epxyl anaranao
ny feoko hasandratro fa mahery ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MIFIHits : 2749
Likes : 0 Like
Created by : groupeMIFI
Date : 17/11/2009 09:13
