Volana (Miaro Tanjona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mahatsiaro irery ianao indraindray
Diniho iny volana iny
Raha mahatsapa tena very ianao fa alavitra ahy
Diniho iny volana iny
Fa izaho koa aty stntayky isanandro
Mitafa amin'azy koa
Lazaiko azy fa manina anao
Manganohano be ny foko
Réf :
Volana oh, volana oh
Any zay 'lay olontiako
Lazao pdmhg azy, lazao azy
Fa mitomany be ny foko
Mila an'azy anie aho
Hifampizara ireo tsapa
Hifamihina sy hifalifaly
Hifankatia fa tsy hifandrara (x2)
____ ____ _____ ______ _____ ______
Nampiditra Manda Ny Aina Gabriel ✍🏾
Artiste uqxhw tononkira.serasera.org : Miaro Tanjona
In " Volana "
Diniho iny volana iny
Raha mahatsapa tena very ianao fa alavitra ahy
Diniho iny volana iny
Fa izaho koa aty stntayky isanandro
Mitafa amin'azy koa
Lazaiko azy fa manina anao
Manganohano be ny foko
Réf :
Volana oh, volana oh
Any zay 'lay olontiako
Lazao pdmhg azy, lazao azy
Fa mitomany be ny foko
Mila an'azy anie aho
Hifampizara ireo tsapa
Hifamihina sy hifalifaly
Hifankatia fa tsy hifandrara (x2)
____ ____ _____ ______ _____ ______
Nampiditra Manda Ny Aina Gabriel ✍🏾
Artiste uqxhw tononkira.serasera.org : Miaro Tanjona
In " Volana "
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Miaro TanjonaVangy : 206
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Adnam
Daty : 15/07/2026 19:15
