Volana (Miaro Tanjona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mahatsiaro irery ianao indraindray
Diniho iny volana iny
Raha tononkira.serasera.org mahatsapa tena very ianao fa alavitra ahy
Diniho iny volana iny
Fa izaho koa aty isanandro
Mitafa amin'azy koa
Lazaiko azy fa manina anao
Manganohano be ny foko
Réf :
Volana oh, volana oh
Any zay 'lay olontiako
Lazao azy, lazao azy
Fa mitomany be unir ny foko
Mila an'azy anie aho
Hifampizara ireo tsapa
Hifamihina sy hifalifaly
Hifankatia fa tsy hifandrara (x2)
____ ____ _____ ______ _____ ______
Nampiditra Manda Ny Aina Gabriel ✍🏾
Artiste : Miaro Tanjona
In " peeqlj cfawtm Volana "
Diniho iny volana iny
Raha tononkira.serasera.org mahatsapa tena very ianao fa alavitra ahy
Diniho iny volana iny
Fa izaho koa aty isanandro
Mitafa amin'azy koa
Lazaiko azy fa manina anao
Manganohano be ny foko
Réf :
Volana oh, volana oh
Any zay 'lay olontiako
Lazao azy, lazao azy
Fa mitomany be unir ny foko
Mila an'azy anie aho
Hifampizara ireo tsapa
Hifamihina sy hifalifaly
Hifankatia fa tsy hifandrara (x2)
____ ____ _____ ______ _____ ______
Nampiditra Manda Ny Aina Gabriel ✍🏾
Artiste : Miaro Tanjona
In " peeqlj cfawtm Volana "
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Miaro TanjonaHits : 310
Likes : 1 Like
Created by : Adnam
Date : 15/07/2026 19:15
