Malahelo (M`boutah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malahelo anao,malahelo ny fitiaMmalahelo foana isika niara-dia
Toa tsy ampy antsika akory ireo natao tety
Dia lasa ianao `za mbola nakafy
Malahelo anao malahelo foanafoana
Lasalasa saina rahoviana vao mba hiaona
Ny hanadino anao dia ho zava-poana
Na lasa ny andro nivadika ny taona
REF:Any andro iray,ho avy ilay
Fanantenana vaovao ho ahy sy ho anao e
Ka ny fitia,natao tety,vavolombelon`ilay fitia ho doria
--------
Rohy: