Malahelo (M`boutah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malahelo anao,malahelo ny fitia
Mmalahelo foana isika niara-dia
Toa tsy ampy antsika akory ireo natao tety
Dia lasa ianao `za mbola nakafy
juql Malahelo anao malahelo foanafoana
Lasalasa saina rahoviana vao mba hiaona
Ny hanadino anao dia ho zava-poana
Na lasa ny andro nivadika ny taona
  
REF:Any tononkira.serasera.org andro iray,ho avy ffwos ilay
       Fanantenana vaovao ho ahy sy ho anao e
      yqohprtv  Ka ny fitia,natao tety,vavolombelon`ilay fitia ho  doria

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : M`boutah
Hits : 3261
Likes : 0 Like
Created by : medel
Date : 15/10/2006 19:00
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304