Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lohasaha mangina (Mbola Talenta feat Haja Telofangady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza ny lohasaha mangina no jerena o!
Fa ao Zanahary ao an-tampon'ny loha e !
Fa ny marina no tena volamena
Alaviro ny ratsy itoero ny soa
Réf :
Aza manao mafy sofina raha mbola miaina eto an-tany
Satria zay rehetra nafafy tety no makany makany
Koa dia mahaleova zany havako izany
Koa dia mahaleova tononkira.serasera.org fa ny soa tsy ho lany
Fa ny soa anie tsy ho lany
Fa ny soa atao anie levenam-bola o!
Fa ny ratsy loza mihantona
Fahavalo iombonana
Manaova ny marina ihany dieny mbola
Mbola misy tombon'andro, tombon'androm-pahavelomana
Aza manao an'Andriamanitra tsy misy
Ka hoe hatoky tena aho dia hitsambiki-mikipy
Ny mnptm nenina anie tsy ao aloha hananatra
Fa ao aoriana handatsa eo ianao flabo vao ho vaka
wurwfwm

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mbola Talenta feat Haja TelofangadyHits : 1284
Likes : 0 Like
Created by : FanahyGasy
Date : 10/12/2022 06:11