Lohasaha mangina (Mbola Talenta feat Haja Telofangady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza ny lohasaha tononkira.serasera.org mangina no jerena o! vcfjxbo
Fa ao Zanahary ao an-tampon'ny loha e !
Fa ny marina no tena volamena
Alaviro ny ratsy itoero ny soa
Réf :
Aza manao mafy sofina raha mbola miaina eto an-tany
Satria zay rehetra nafafy tety no makany makany
Koa dia mahaleova zany havako izany
Koa dia mahaleova fa ny soa tsy ho lany
Fa ny soa anie tsy ho lany
Fa ny soa atao anie levenam-bola o!
Fa ny ratsy loza mihantona
Fahavalo iombonana
Manaova ny marina ihany dieny mbola
Mbola misy tombon'andro, tombon'androm-pahavelomana
Aza manao an'Andriamanitra nazgutc tsy misy
Ka hoe hatoky pbtxsunf tena aho dia hitsambiki-mikipy
Ny nenina anie tsy ao aloha hananatra
Fa ao aoriana handatsa eo ianao vao ho vaka

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mbola Talenta feat Haja TelofangadyVisites : 1285
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FanahyGasy
Date : 10/12/2022 06:11